![]()
Efa vaky ny ady amin’ny tsy fandriampahalemana, ny ady amin’ny kolikoly, ny ady amin’ny fisian’ny tsimatimanota, ny ady amin’ny fivarotana tanim-panjakana… Ao anatin’ny fanambin’ny fitondrana amin’ny hoe tany tan-dalàna avokoa izany. Ny tsy fanarahan-dalàna no fototry ny ratsy rehetra sy ny fahalovana hatramin’izay. Amin’izany, manomboka miainga any ifotony ny raharaha: fanadihadiana lalina… Ho tonga any […]