![]()
Tsy misy olana ny hanatanterahantsika ny fifidianana depiote. Hatao ny hanamafisana orina ny demokrasia sy ny firenena tsara tantana ary mandala ny zon’olombelona ” hoy ny Praiminisitra, i Ntsay Christian, teny Mahazoarivo, afakomaly, taorian’ny fihaonan’ny governemanta tamin’ireo mpiara-miombon’antoka, notarihin’ny solontena maharitry ny rafitry ny Firenena mikambana (ONU), i Violette Kakyomya. Mazava ny ao amin’ny tetibolam-panjakana, […]