Quantcast
Channel: Newsmada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 70636

 Velirano 13 – IEM: mitaky vokatra haingana amin’ireo minisitra ny filoha Rajoelina

$
0
0
Anisan’ny noresahina teo anivon’ny filankevitry ny governemanta, ny alarobia teo, ny hanaovan’ireo mpikamban’ny governemanta tatitra momba ny zava-bitany, hoentina eo amin’ny filankevitry ny minisitra. Anisan’ny takina amin’izy ireo ny fandrindrana ny fomba fiasa hanatanterahana ny vina napetraky ny filoha Rajoelina, niainga amin’ny  velirano nataony. Horefesina ny dingana sy ny vitan’ny minisitera tsirairay. Samy tokony hanana […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 70636

Trending Articles