![]()
Ankoatra ny fankasitrahana ireo mpanakanto mendrika, fotoana iray nahatsapana ny rivotra mitsoka eo amin’ny tontolon’ny mozika eto Madagasikara koa ny “RDJ Mozika”, tontosa ny faran’ny herinandro teo… Jery todika kely. “Faly aho amin’ny fivoaran’ny mozika sy ny fanomezan-danja azy eto Madagasikara. Ny fangatahako amintsika zandry, tanora miangaly azy ity: aza hadinoina ny mozika gasigasy”. Hafatra […]