![]()
« Milaza ny And. 63, Andl voalohany, ao amin’ny lalàmpanorenana, fa anjaran’ny governemanta ny mamadika ho programa ny politika ankapoben’ny fanjakana natolotry ny filoham-pirenena, araka ny And. 55, Andl 6, hampiharana ireo velirano miisa 13 nifanaovan’ny filoham-pirenena amin’ny vahoaka malagasy. » Io ny nambaran’ny Praiminisitra Ntsay Christian, nanolotra ny Politika ankapoben’ny fanjakana (PGE), teny amin’ny Antenimierampirenena, Tsimbazaza, […]