Quantcast
Channel: Newsmada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 70721

Antenimierampirenena: tsy hita popoka amin’ny fivoriana ireo depiote miisa 140

$
0
0
Seza banga… Zara fa nahitana depiote miisa 10 ny nanatrika ny fotoam-pivoriana tsy ara-potoana eny anivon’ny Antenimierampirenena, nisokatraka teny Tsimbazaza, omaly. Depiote 140 indray tsy hita popoka,  tsy nipoitra tamin’ny fotoam-panokafana. “Mbola any amin’ny misy azy any avokoa izy ireo ary ho tonga tsy ho ela”, hoy ny filoha lefitry ny Antenimieram-pirenena, Mahazoasy Freddie nanatsotsotra […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 70721

Trending Articles