Quantcast
Channel: Newsmada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 70697

Hentitra ny minisitra Harimisa Noro Vololona: « Tsy hanaiky hatao fitaovana velively ny fitsarana…»

$
0
0
Nanafatrafatra ary hentitra amin’ny fomba fiasa efa nahazatra azy. “Tsy hanaiky hatao fitaovana ny fitsarana na avy amin’iza na amin’ny inona na amin’ny fomba ahoana. Avelao hanao ny asany araka ny lalàna ny mpitsara ho an’ny tombotsoam-pirenena”, hoy ny minisitry ny Fitsarana, Harimisa Noro Vololona, omaly tetsy Anosy. Nidina ifotony nijery ny fanamboarana ny tambohon’ny […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 70697

Trending Articles