![]()
Anjaran’ny tanora manokana indray. “Tiako ny hanampiana ny tanora”, hoy ny mpanorina ny IEM, Rajoelina, ny faran’ny herinandro teo, tetsy Ivandry. Nandray ireo tanora marobe avy amin’ny faritra ny tenany ary nihaino ny hetaheta sy ny olana ary nitondra vahaolana ho azy ireo amin’ny alalan’ilay hetsika antsoina hoe “Rise up Mada”. Niainga amin’izany ny fifaninanana […]