Quantcast
Channel: Newsmada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 70783

Indonezia: olona 844 matin’ny Tsunami

$
0
0
Nahery vaika ny Tsunami tany Indonezia. Tafakatra 844 ny isan’ny olona maty, ary 48.000 ny olona voatery nalana tamin’ny trano fonenany. Tany amin’ny Nosy Célèbes niantombohan’ny horohorontany, ny zoma lasa teo. Niitatra tamin’ny Tsunami ora vitsivitsy taorian’izay, ary nandravarava mihitsy. Tafakatra avo mihitsy ny onjan-dranomasina, nifatratra tany amin’ireo trano marobe. Nahatratra 800km isan’ora ny hafainganam-pandehan’ny […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 70783