![]()
Tsy nihemotra ny fanjakana na eo aza ny fandrahonana ataon’ny mpikambana amin’ny sendikà sasany tsy handray anjara amin’ny fanadinana. Efa manomboka tonga any amin’ireo Dren manerana ny Nosy ny laza adina ho an’ny fanadinana CEPE. Mizotra tsara ny fanomanana ny fanadinana any amin’ireo rantsa-mangaika isam-paritra, na eto anivon’ny minisitera foibe. Ho an’ireo toerana lavitra, […]