Naiditra vonjimaika am-ponja eny Antanimora, ny alakamisy teo, ilay jiolahy isan’ireo atidoha tamin’ilay fampihorohoroana momba ilay raharaha baomba tao amin’ny Jumbo Score Tanjombato. Efa nidoboka eny amin’ny fonjan’i Tsiafahy sy Antanimora ireo voarohirohy niaraka tamin’ity jiolahy ity, saingy ity farany rahateo, mbola notazonina notsaboina teny amin’ny hopitaly. Voalaza fa ny fampanoavana mihitsy no tonga teny amin’ny […]
↧