Quantcast
Channel: Newsmada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 70605

Anosy: vehivavy adala mitora-bato olona

$
0
0
Misy vehivavy iray tsy salama saina miboridana mandehaleha eny Anosy sy ny manodidina eny, efa ho roa andro izao sady mitora-bato sy manenjika olona. Maromaro ireo sendra izany teny an-toerana, ary misy mihitsy aza ny fiara torahiny. Tsy fantatra izy io na avy aiza na avy aiza fa mirenireny eny. Misy koa anefa ny olona […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 70605

Trending Articles