Fatina tovovavy tsy nisy maso ankavia Niditra an-tsehatra ny dinabe, ahina ny hisian’ny adim-poko Niditra an-tsehatra ao anatin’ilay raharaha nahafaty tovovavy nalàna maso ankavia, tany Maninday, omaly, ny mpanao dinabe. Nitaky omby telopolo sy fiara hanaterana ny razana any atsimo izy ireo. Tsy nanaiky izany ny fokonolona ao Besasavy ka saika raikitra ny fifandonana. […]
↧