Quantcast
Channel: Newsmada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 70854

Andasibe : babakoto 10, simpona iray, novonoin’ny mpihaza

$
0
0
Araka ny vaovao nampitain’ny namana mpanao gazety avy any Andasibe, mirongatra ny famonoana varika, biby arovana tandindomin-doza ahina ho lany tamingana any Andasibe Moramanga, araka ny tatitry ny filohan’ny VOI Firaisankina (Vondrona olona ifotony), Toto Jean Pierre. Nanao vela-pandrika ireo olon-dratsy ny VOI Firaisankina sy ny zandary any Andasibe Moramanga, ny alarobia 28 febroary teo, […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 70854

Latest Images

Trending Articles