Ny 18 marsa izao no daty voatondro hametrahana ny antontan-taratasy firotsahan-ko fidiana ho ben’ny tànana. Manahy anefa ny maro fa noho ny fivoriana tsy ara-potoana eny anivon’ny antenimieram-pirenena dia mety hihemotra ny fifidianana. Nanazava anefa ny filohan’ny antenimieram-pirenena fa tsy hisy ifandraisany ireo ary tsy hitsahatra amin’io 18 marsa io ny fe-potoana azo ametrahana izany. “Mbola hitohy hatramin’ny volana avrily ny fametrahana ny antontan-taratasy ary afaka manao izany tsara ireo kandidà”, hoy izy.
Nadia
Cet article R.Jean-Max : “Tsy hihemotra ny fifidianana” est apparu en premier sur NewsMada.