Basy Kalachnikov iray PE 4451 niaraka tamin’ny chargeur sy bala 7,62 lot 539.74 no saron’ny zandary tao Ambatolahilava Ivato Centre Ambositra ny talata teo. Nahazo fampitam-baovao ny zandary mikasika ny fisian’ireo mpanao trafika. Olona iray tratra. Mitohy ny fanadihadiana ataon’ny zandary ao amin’ny borigadin’Ambositra.
↧