Iaraha-mahita ny fahasarotan’ny fotoana andalovana noho ity valan’aretina coronavirus ity. Iaraha-mizaka ny onjany noho izy tsy manavakavaka, asiany avokoa izay afaka petahany, tazana amin’izany ny nahafatesan’ny mpitarika ambony antoko-pivavahana filohan’ ny FFKM sady filohan’ny FLM, efa nisy koa jeneraly misotro ronono izay minisitra fahiny sy solombavam-bahoaka ankehitriny lavo ary kalaza lahy teo amin’ny fanatanjahatena. Ankoatran’ireo […]
↧
Hevitra mandalo Resaky ny mpitsimpona akotry: Mbola fiaretana iray volana sy tapany
↧
La Cité internationale des arts : les trois lauréats du concours Paritana s’expriment

↧
↧
Monuments à rebaptiser: la date de soumissions des propositions, repoussée

↧
Testé positif au Covid-19: Eric Fou Hehy s’en sort indemne

↧
AFT : une possibilité d’emprunt de livres en ligne

↧
↧
Sport-Covid19: «La santé d’abord», dixit Rosa Rakotozafy

↧
Major Soccer League: Métanire, passeur décisif pour la victoire de son équipe

↧
Marché pétrolier: apurement des passifs en octobre, estime l’OMH

↧
Rapatriement: les vols traités au cas par cas

↧
↧
Eco brèves
Programme Vatsy Tsinjo : un budget de 10 millions USD alloués Le gouvernement a alloué un budget de 10 millions USD au programme Vatsy Tsinjo pour venir en aide aux ménages vulnérables. Des packs des PPN d’une valeur de 64.000 ariary par ménage ont été distribués à la population d’Antananarivo, de Toamasina, de Fianarantsoa et […]
↧
Recensement général de la population : les résultats définitifs prévus en septembre

↧
Premier décès de Covid-19 dans le Boeny. Plus aucune hospitalisation à Toamasina
Premier décès de Covid-19 dans le Boeny. Plus aucune hospitalisation à Toamasina
↧
Raikitra ny fifampitifirana teny Ilafy: Jiolahy 4 mpanafika “cash-point” indray lavon’ny balan’ny polisy
Raikitra ny fifampitifirana teny Ilafy: Jiolahy 4 mpanafika “cash-point” indray lavon’ny balan’ny polisy
↧
↧
Nanafika ben’ny Tanàna teo aloha: dimy ireo olona efa voasambotra

↧
Tselatra
Lavon’ny zandary nandritra ny fifandonana tamin’ireo andian-dahalo ampolony ny dahalo iray. Tranga niseho tao amin’ny kizon’Amboasary, Andriry, ny alahady teo. Tafaverina tamin’izany ny omby miisa 32 amin’ireo 50 voaroba ny asabotsy teo, tao amin’ny fokontany Ankilimivory, kaominina Anivorano Mitsinjo. Fantatra koa fa novonoin’ireo dahalo ny omby 18 isa. Nirongo basy sy lefona ary pilotra ireo […]
↧
Nisesy ny fahoriana ho an’ny FLM: lavon’ny Covid-19 koa ny pastora Rabenorolahy Benjamin

↧
Aleo malina marina mafy…

↧
↧
Firongatry ny valanaretina: roa namoy ny ainy, miisa 263 ireo nifindran’ny Covid-19

↧
Fanambaran’ny eveka: miaraka ory amin’ny FLM ny Ekar

↧
Ambasadaoro Frantsay, i Christophe Bouchard: « Hotohizana ny dinika momba ireo Nosy malagasy… »
Anisan’ny nivoitra tamin’ny lahatenin’ny ambasadaoro frantsay, i Christophe Bouchard, tamin’ny fanamarihana ny fetim-pirenen’izy ireo, omaly, ny momba ireo Nosy malagasy. « Hotohizana ny fifankalozan-kevitra ialana amin’ny fifandirana momba ireo Nosy ao amin’ny lakandranon’i Mozambika rehefa miverina amin’ny laoniny izao valanaretina izao », hoy ny fampanantenany. Hanome vola 22 tapitrisa euros Nanteriny fa hohamafisina hatrany ny fiaraha-miasan’ny firenena […]
↧