Mila fanadihadiana lalina ny asa fihariana an-dranomasina rehetra. Miara-miasa mampanao fiofanana mampahafantatra vaovao momba izany ny Crimario (1) avy any Eoropa sy ny CRFIM (2) eto Madagasikara. Natomboka ny fiofanana, ny 24 jolay teo, mifarana anio 4 aogositra 2017. Nanaraka ny fiofanana ireo manampahaizana manokana amin’ny asa an-dranomasina 31 avy any Comores sy eto Madagasikara. […]
↧
Crimario sy ny CRFIM: nanome fiofanana ho fiarovana ny fari-dranomasina
↧
Famatsiam-bola: mitaky fotodrafitrasa matanjaka ny FMI
Efa antitra sady malemy ireo fotodrafitrasa lehibe vitsy sisa tavela azo ampiasaina eto amin’ny Nosy. Saika fotodrafitrasa vita tamin’ny fanjanahantany sy Repoblika ny maro, izay mbola iankinan’ny toekarena malagasy. Ohatra vitsivitsy amin’ireo fotodrafitrasa ireo : lalamby FCE, efa maherin’ny 100 taona, ankoatra izay efa tsy miasa intsony ; lalana, na ny lalam-pirenena aza, betsaka ny simba ankoatra […]
↧
↧
RN5 – Faritra Analanjirofo: hampiakatra saran-dalana ny mpitatitra

↧
Tohanan’ny Orange solidarité: CEG valo hahazo fanabeazana nomerika

↧
Dren Analamanga: nohamafisina ny tsy fahazoana mampanofa ny EPP
Nivory niaraka amin’ireo sefo Zap avy ao amin’ny Cisco Antananarivo Renivohitra ny talem-paritry ny Fanabeazana eto Analamanga, omaly. Anisan’ny noresahina tamin’izany ny fandrarana ny fampanofana ny efitrano fianarana rehetra miankina amin’ny fanjakana ankoatra ny asam-panabeazana, araka ny naoty nivoaka omaly. Efa nisy ny naoty nataon’ny minisiteran’ny Fanabeazam-pirenena ny 13 jolay lasa teo, ka nanamafy izany […]
↧
↧
Andrarahana fanafody any an-tokantrano: distrika 24, mbola maro ireo mararin’ny tazo
Natomboka omaly, tany Manakara ny fandrarahana fanafody mamono moka isan-tokantrano iadiana amin’ny aretina tazo eto amintsika. Ny distrika 24 mbola ahitana olona betsaka mararin’ny tazo no nanaovana ny asa fandrarahana ary ahitana mponina 3 tapitrisa mahery. 663 671 ny tokantrano handalovan’ny mpiasa mandraraka fanafody amin’ny kaominina 238 amin’ny faritra sivy. Anisan’ny faritra voakasika Vatovavy Fitovinany, Atsimo […]
↧
Rabekijana Félix »Omeo vahana sy hasina ny fokontany »

↧
Fantina sy fintina
Naneho fiaraha-miory koa ny Frantsay. Namoaka fanambarana ny masoivohon’i Frantsa eto amintsika, omaly mampahery ny fianakavian’ireo maty sy nirary fahasitranana ho an’ireo naratra noho ilay lozam-pifamoivoizana niseho tany Ankazobe farany teo iny. “Maneho firaisankina amin’ny vahoaka malagasy sy ny fitondrana izahay manoloana izany », hoy izy ireo. Mamita iraka any Roanda amin’ny alalan’ny Frankofonia ny filohan’ny […]
↧
Mpikamban’ny FFM vaovao: kandidà 524 ireo hanaovana fifantenana
Fantatra izao fa antontan-taratasy miisa 524 amin’ireo 650 voarain’ny komity mpifantina no nahafeno ny fepetra, ka hiatrika ny fifantenana amin’izay ho mpikamban’ny Filankevitry ny fampihavanana malagasy (FFM) vaovao. Nivoaka teny amin’ny foiben’ny komity mpifantina, Antaninarenina, afakomaly, ny anaran’izy ireo. « Ny dingana manaraka, handalo sivana isam-paritra ireo 524 ireo. Amin’izany no hamoahana izay hiatrika ny fitsapana […]
↧
↧
Antsohihy: « Somparan’ny « Samy Jao » ny « Lampogno » », hoy i Jean Rigo

↧
Hiragasy sy vakodrazana: nodimandry Rakotomavo Justin (Dadafara)

↧
Mahajanga Fetim-pianakaviana mandritra ny telo andro ny “Star Tour”

↧
“Sômaroho!”: Nosy Be: tsy vahiny intsony ry Toofan

↧
↧
Mikorontana tanteraka ny Fizafato

↧
Mpiasam-panjakana: hotantanin’ny komity manokana ny Asoimi

↧
222 tapitrisa euros: mpilalao lafo vidy indrindra i Neymar da Silva Santos

↧
CJSOI – Volley ball: tavela noho ny “Visa” tsy azo ny mpilalao malagasy

↧
↧
Secteur textile: lancement du projet ZES

↧
Réforme foncière: Andriambilany, une commune pilote

↧
Transport férroviaire: Ligne TCE rouverte

↧