CFM: “Mba hahay hifidy ireo mpifidy”
“Amin’izao ankatoky ny fifidianana loholona eto Madagasikara izao, manao antso avo izahay ato amin’ny CFM hitandroana ny fihavanana. Zava-dehibe ho antsika io fifidianana io, satria olon-dehibe ary ho...
View ArticleToetr’andro: hitohy ny andian-javona eto afovoan-tany
Nanamarika ny mpamantatra ny toetry ny andro fa hisy ny andian-javona ao anatin’ny telo andro misesy ho an’ny eto afovoan-tany. Mety hanelingelina amin’ny fifamoivoizana izany ny maraina ka mila...
View ArticleAdy amin’ny kere any Atsimo: hanambatra ny ezaka ny mpiara-miombon’antoka
Nihaona tamin’ireo mpiara-miombon’antoka vaventy ny filoham-pirenena Andry Rajoelina omaly. Nidinika ny vahaolana entina hiadiana amin’ny kere mampijaly ny mponina any atsimon’ny Nosy izy ireo...
View ArticleIndray mijery
Tsy manana finiavana hidinika amin’ny sendikàn’ny mpiasan’ny fahasalamana ny mpitantana ny minisitera mpiahy, hoy ny filohan’ny sendikàn’ny paramédicaux, Ralibera Jerisoa, omaly. Maro ny olana...
View ArticleMCC – Cnemd: tanora 163 notolorana mari-pankasitrahana
Miezaka mitondra sy manome vitrika ho an’ireo manan-talenta amin’ny kolontsaina sy ny zavakanto ny minisitera misahana izany. Iray amin’ireny ny fanolorana mari-pankasitrahana. Ho fankaherezana amin’ny...
View ArticleRFC andiany faha-15: hetsika vaovao ny « Cinemalagasy an-kalamanjana »
Mitondra zava-baovao hatrany ny mpikarakara ! Tao anatin’ny taona maro nisiany, tany anaty efitrano no nanatontosana ny ankamaroan’ny fandaharam-potoana tontosaina mandritra ny « Rencontres du film...
View ArticleTARATRY NY KANTO
Nampoina – No dose by Trano Bongo Tanjombato Hafampana ny faran’ny herinandro … Hitondra mozika mahafinaritra i Nampoina, anio zoma 20 novambra, manomboka amin’ny 7 ora hariva, etsy amin’ny No Doze...
View ArticleKitra – Fifanintsanana Can 2022: tsy tokony hisy olona ivelan’ny Barea...
Mbola ambentin-dresaky ny olona hatrany aloha ny lalao nikatrohan’ny Barea de Madagascar, tamin’ny Elefantan’i Côte d’Ivoire, ny talata 17 novambra lasa teo. Betsaka ny fanakianana, izay tokony...
View ArticleHatao any Toamasina ny “Judo Tour” andiany fahatelo
Hetsika iray hanamarihana ity taom-pikatrohana 2020 ity no sady tsy hahataona fotsy izany, ny andiany fahatelo amin’ny “Judo Tour”, karakarain’ny klioba Atrika, ligin’Atsinanana, taranja Judo. Ny 26...
View ArticleTetikasa Ambatovy: hiverina hisokatra afaka volana vitsy ny fitrandrahana
Herintaona mahery izao ny nanendrena ny SEM. Higuchi Yoshihiro ho masoivohon’i Japana hiasa eto Madagasikara sy ny Nosy Kaomoro. Anisan’ny notsidihiny ny orinasa Ambatovy, satria manana petrabola be...
View ArticleFiaraha-miasa 3P: trano fonenana ho an’ny mpikambana Cnaps
Ao anatin’ny velirano faha-11 nataon’ny filoha Rajoelina Andry ny fampiroboroboana ny trano fonenana sy ny fampandrosoana an’i Madagasikara. Napetraka ny Antokon-draharaha nasionaly hanohanana ny trano...
View ArticleLalàna harena an-kibon’ny tany: dinihina ny famerana ny taha sy ny sarany
Manan-danja lehibe amin’ny toekarena hampandrosoana an’i Madagasikara ny sehatry ny harena an-kibon’ny tany. Mila paikady mazava sy mirindra anefa izany. Eo am-pamolavolana, ankehitriny, ny...
View ArticlePMU bet261: miverina ny Quinté +
Nampahafantarina, omaly, ny fiverenan’ny lalao Quinté 261, karakarain’ny PMU Bet. Mampiavaka azy ny lalao hazakazan-tsoavaly amin’ny fahitalavitra, natao ho an’ny Malagasy fa tsy miaraka amin’ny lalao...
View Article“Tournoi Est”: hanomboka rahampitso ny fifaninanana
Araka ny efa nampanantenain’ny fikambanana “Espoirs Sportifs de Tuléar”, hisy ny hetsika ara-panatanjahantena karakaraina mialoha ny faran’ny taona. Araka ny tapaka, hanomboka rahampitso 21 novambra io...
View ArticleKaominina Fiaferana: nankasitrahana ireo mendrika tamin’ny fanadinam-panjakana
Tsy nijery fotsiny ireo mpianatra mendrika tamin’ny fanadinam-panjakana teo ny ben’ny Tanànan’i Fiaferana. Notolorana mari-pankasitrahana izy ireo, omaly. Nankasitraka ny mpianatra mendrika nitana ny...
View ArticleKitra vehivavy- Teratany malagasy : miketrika ny hitsara ny “Mondial 2023” i...
Anisan’ireo mpitsara baolina kitra vehivavy malagasy, hiady toerana amin’ny “Mondial 2023”, Rakotozafinoro Pélagie Lidwine. Tafiditra ao anatin’ireo 19 “présélectionnées” eto Afrika, ny tenany....
View ArticleBudget 2021: Le PLFI présentée à l’Assemblée nationale
Le ministre de l’Economie et des finances, Richard Randriamandranto a présenté le Projet de loi de finances initiale (PLFI) 2021, durant la séance plénière à l’Assemblée nationale à Tsimbazaza,...
View ArticleRapatriement de devises : les opérateurs économiques montrent peu d’enthousiasme
Près de 3.000 sociétés exportatrices et importatrices sont en situation irrégulière par rapport à leur obligation de rapatriement de devises, après la levée de l’état d’urgence sanitaire. Leurs comptes...
View ArticleAirtel Madagascar : le challenge «Airtel Mandresy» lancé
Hier à son siège à Alarobia, Airtel Madagascar a annoncé officiellement le lancement la 7e édition d’un challenge dédié aux revendeurs de carte Sim sur tout le territoire national, du 20 novembre au 31...
View ArticleEco brèves
La Direction générale de la sécurité routière (DGSR) informe les usagers que le Centre de visite technique, installé provisoirement à la Gare routière Maki Andohatapenaka, sera fermé à partir de ce...
View Article