Quantcast
Channel: Newsmada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 70553

Filohan’ny fivondronamben’ny eveka, Mgr Marie Fabien: “Miankina amin’ny diosezin’Antananarivo ny teleferika…”

$
0
0
Nailiky ny eveka ny raharaha ?  “Eto Antananarivo ny tetikasa teleferika ka miankina amin’ny  diosezin’Antananarivo izany. Efa nisy fifampiresahana teo amin’ny diosezy sy ny fanjakana amin’ny hametrahana ny fotodrafitrasa ary efa nisy koa ny  fandaminana. Vonona hiara-kiasa amin’ireo te-hampandroso ny tanindrazana ny fiangonana”, hoy ny filohan’ny Fivondronamben’ny eveka (Fem), ny Mgr Raharilamboniaina Marie Fabien, omaly, […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 70553

Trending Articles