Quantcast
Channel: Newsmada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 70548

Amboarankira Noely: hanolotra ny « Fifaliana Lehibe » ny Orimbato

$
0
0
Hanatanteraka ny antsa noely fanaony ny antoko mpihira Orimbato, ny alahady 19 desambra izao, manomboka amin’ny 3ora tolakandro, ao amin’ny FJKM Tranovato Ambatonakanga. Nanomana fehezankira Noely, sanganasan’ireo mpamoron-kira malagasy ny Orimbato mba hizarana fifaliana ho an’ny mpanatrika. Anisan’izany ny “Noely fandriampahalemana” (Bessa), “Ny foko mankalaza ny Tompo” (Daniel Rakotoarivony), “Tanana kely” (Daniel Ramarokoto) … Elanelanin’ny […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 70548

Trending Articles