![]()
Voasambotry ny polisy teny Ivato raha nikasa ho any ivelany rehefa nokarohina ny minisitra teo aloha, Randrianarisoa Vaonalaroy. Niakatra teo anivon’ny fampanoavana tetsy Anosy, halina avy hatrany ny tenany. Niakatra tetsy amin’ny fampanoavana, Anosy avy hatrany ity tompon’andraikitra ambony teo aloha ity, araka ny loharanom-baovao rehefa sarona teny Ivato, omaly tolakandro. Efa namoahana filazana fikarohana […]