Quantcast
Channel: Newsmada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 70808

Raharaham-pirenena… ananan-kavana

$
0
0
Mby aiza ny raharaham-pirenena amin’izao? Na ny fampandrosoana… Mitohy ny fanorenana fotodrafitrasa manara-penitra etsy sy eroa. Misy efa notokanana, ny miandry ny famitana azy, ny vao vita sonia ny fanatanterahana, ny eo am-piheverana… Amin’izay lafiny izay, ananan-kavana ny raharaham-pirenena. Eo ny avy any Dilambato, ny eto an-toerana. Misy manome tanana amin’izany, manolo-kevitra. Na ny tsy […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 70808

Latest Images

Trending Articles