Quantcast
Channel: Newsmada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 70736

Lokanga sy Valiha: Tsy vitan’ny tsetsetra ny ady amin’ny kere !

$
0
0
Aoka tsy ho diso ady! Faheno matetika izany rehefa miresaka ny kere any Androy. Tsy vao izao tokoa fa efa ampolo taona maro no nisy ny kere ary efa tamin’izany, samy ni­katsaka izay mety ho vahaolana hiadiana ami­­ny izay mpitondra ni­fandimby teo. Ny zava-nisy anefa, mbola misy ary mihamahazo vahana izany: tsy fanjarian-tsakafo, tsy fisian-drano […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 70736

Trending Articles