Ho fanamarihana ny Andro maneran-tany ho an’ny fahasalaman’ny nify sy ny ativava, nikarakara hetsika ara-pahasalamana tany amin’ny distrikan’i Maevatanàna ny minisiteran’ny Fahasalamana,omaly. 12 ny tolotra maimaim-poana ho an’ny vahoaka tany an-toerana, anisan’izany ny fitsaboana sy fanalana nify, fitiliana tosidra, fitiliana ny homamiadan’ny vozon’ny tranon-jaza…fandrindram-piterahana. Tolotra manakaiky vahoaka ireo izay ilaina amin’izao fotoana izao. Tsy mbola […]
↧