Ho lany andro amin’ny 17 jona ilay andiany voalohany tamin’ny vaksiny fanefitry ny Covid-19, nafarantsika. Fa tsy mbola lany kosa anefa ireo 250 000 tsindrona nohafarana, hatramin’izao… Raha ny niheverana azy, tokony ho nifarombahana ny nanao vaksiny, indrindra taorian’ireny tranga marobe nandritra ny andiany faharoa nampirongatra ny valanaretina teto Madagasikara ireny. Miandriandry ireo efa nanao […]
↧