Quantcast
Channel: Newsmada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 70591

Distrikan’i Nosivarika: nahazo karama ireo sefo fokontany

$
0
0
Tafiditra amin’ny fampandrosoana eny ifotony. Nivoaka ary nandray ny tambin-karamany ireo sefo fokontany rehetra ao amin’ny distrikan’i Nosivarika. Noraisina amin’izao taona vaovao izao izany raha efa ho sivy volana izy ireo tsy nisitraka izany. Nambaran’ny lehiben’ny distrika any an-toerana, i Mariano Desiré fa anisan’ny tafiditra amin’ny fanamby napetraky ny filoham-pirenena, Rajoelina Andry izany dingana izany, […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 70591

Trending Articles