Quantcast
Channel: Newsmada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 70502

BNI Madagascar : vonona amin’ny fanarenana ny orinasa

$
0
0
Miara-miasa hatramin’izay amin’ireo mpandraharaha sy orinasa ny banky BNI. Ny 25 novambra teo, nisy ny fihaonana tamin’ireo mpikambana ao amin’ny Ante­ni­mi­eran’ny varotra sy indostria, France-Madagascar. Fa­no­mezan-toky fa azo antoka sy manana traikefa amin’ny fandraharahana ny BNI amin’izao fotoan-tsarotra hanarenana toekarena izao. Nam­pahafantarina tamin’io fotoana io ireo tolotra samihafa misy ao aminy, sy ny vahaolana mifandraika […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 70502

Trending Articles