![]()
Andro faharoa amin’ny fanamarihana ny “Herinandron’ny kabary” anio. Hahazo lanja lehibe ny fampahafantarana ireo faritany misy eo anivon’ny Fikambanan’ny mpikabary malagasy maneran-tany. Ho an’ny anio tontolo andro, hampahafantatra ny momba azy ny faritany Fimpima Toamasina sy Norvezy ary Antsiranana. Tafiditra ao anatin’ny fandaharam-potoana amin’izany ny lalao ahazoana valisoa isan-karazany. Hanomboka amin’ny 7 ora sy sasany […]