![]()
Miasa hatrany i Nicolas Dupuis, na ao anatin’ny fanatanterahana ny fihibohana amin’ny ady atao amin’ny valanaretina coronavirus aza. Nambarany, ny faran’ny herinandro teo fa manana fikasana hanangona Barea miisa 20 any Frantsa ny tenany miaraka amin’ireo teknisianina efa niara-niasa taminy hatramin’izay. «Tsy maintsy tsinjovina dieny izao, ireo hisolo toerana ireo mpilalao efa nahazoazo taona», hoy […]