![]()
Tsy niandry ela, taorian’ny resadresaka nataon’ny filoha tamin’ny mpanao gazetin’ny France 24 sy ny RFI. « Midera ny fahasahian’ny filoha Rajoelina Andry izahay noho ny fahasahiany tamin’ny fanehoan-keviny, manoloana ny sakana sy ny tsindry samihafa eto an-toerana sy ny avy amin’ny sehatra iraisam-pirenena », hoy ireo loholona ampolony, tetsy Anosy omaly. Nanterin’izy ireo fa tena nanao ny […]