Raha atao indray mijery ny kolikoly araky ny lalàna dia tompon’andraikitra avokoa na ilay voavidy tsy nanantateraka ny adidiny araka izay tokony ho izy na ilay naka fanahy. Firaisana mitsikombakomba, samy naka tombony avy amin’ny fiarahana nanao ratsy, eo ilay nandray vola ny iray hafa nahazo takalony amin’ny fisitrahana tombony tsy an-drariny sady tsy ara-dalàna. […]
↧