![]()
Tsy nandalo fotsiny. Nankalazaina ny zoma teo tetsy amin’ny kianjan’ny Kanto Mahamasina ny faha-47 taon’ny antoko MFM. Nanakoako teny an-toerana ny hira sy ny tsiahin’izany antoko izany, indrindra nahatsiarovana koa ny filoha nasionaly, Rakotonirina Manandafy. Niavaka ny vakisaova, anisan’ny nahafantarana ny « Mafana », niarahana tamin’ny Zoam tamin’ny fotoan’androny, indrindra tamin’ny firedonana ny hira « Mailo isika », anisan’ny […]