Quantcast
Channel: Newsmada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 70866

Coliseum Antsonjombe: nampiray fo ireo “Kintan’i Gasikara”

$
0
0
Jaojoby, Bakomanga, Haga, Tsiliva, Samoëla, Simonda, Simon Randria, Pros’Hely, Rossy, sns. Anisan’ireo “Kintan’i Gasikara nanafana ny fampisehoana goavana, izay notontosaina omaly, tetsy amin’ny Coliseum Antsonjombe ireo. Fampisehoana izay nampiray fo ny rehetra, na ny teny an-tsehatra na ireo izay nanatrika sy nijery, satria tafiditra anatin’ny hetsika fanomanana ny fitsidihan’ny papa François eto Madagasikara izany. Tonga […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 70866

Latest Images

Trending Articles