Quantcast
Channel: Newsmada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 70788

Teny japoney: anio ny fifaninanana lahateny

$
0
0
Hotanterahina, androany eny amin’ny Hotely Panorama Andrainarivo, ny andiany faha-18 amin’ny fifaninanana lahateny amin’ny teny japoney. Mikarakara izany ny masoivoho japoney eto amintsika sy ny fikambanan’ny mpampianatra teny japoney eto Madagasikara ary ny fikambanana Sakura. Fizàrana asa na « stage » mandritra ny roa herinandro, any Japon, ny loka goavana miandry ny mendrika indrindra amin’ny fifaninanana. Misy […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 70788

Trending Articles