Quantcast
Channel: Newsmada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 70701

Tetikasa “Impact”: hotsinjaraina amin’ny «drone» misy haraton’aina ny fanafody

$
0
0
Nampahafantarina, omaly teny amin’ny foiben’ny Salama Anosiala, ny tetikasa vaovao fanatsarana ny fahazoana fanafody sy fitaovana ara-pahasalamana araka ny vina ankapoben’ny tsena eto Madagasikara (Impact). Mamatsy vola ny asa mandritra ny dimy taona ho avy hatramin’ny septambra 2023 ny USAID ary hanatanteraka izany ny mpiray ombon’antoka dimy ka mitarika ny PSI Madagascar miaraka amin’ny Path, […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 70701

Trending Articles