Quantcast
Channel: Newsmada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 70397

Fotoam-pahavatra: miakatra ny loto, tonga ny aretina

$
0
0
Manana rafitra misahana ny fanangonana sy fanariana fako ny tanànan’Antananarivo sy ireo kaominina manodidina azy. Azo lazaina ho tsy maharaka anefa izany. Porofon’izany ny fisian’ny toeram-panariam-pako tsy ara-dalana, any amin’ny takontakona na amin’ny toerana malalaka. Manampy trotraka ny toe-tsaina tsy tia madio sy milamina, zatra manipy fako etsy sy eroa. Rehefa avy ny orana, entin’ny […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 70397

Trending Articles