Quantcast
Channel: Newsmada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 70752

Tsena amoron-dalana: nanaiky nalamina ireo mpivarotra

$
0
0
Taorian’ny fihaonana teo amin’ny kaominina Antananarivo Renivohitra sy ny prefektiora   ary ny polisy nasionaly manerana ny boriborintany enina mikasika ny famahana olan’ny  fitohanan’ny fiara eto an-dRenivohitra sy ny manodidina, nidina ifotony teny Analakely  manoloana ny Pavillon ny avy ao amin’ny kaominina. Tao anatin’izany no nanambaran’ny avy ao amin’ny kaomnina fa tsy maintsy hajaina ny lalàna. […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 70752

Trending Articles