![]()
Notfihan-dahalo manodidina ny 40 lahy ny tokantranon’ity Karana mpandraharaha, Ramjanaly, ao Ankijabe, distrika Ambatoboeny, ny alakamisy 31 janoary teo tokony ho tamin’ny 11 ora alina. Tao anatin’ny barofo tanteraka nanaovan’ireo dahalo ny asa ratsiny. Naratra mafy tamin’izany ilay karana raim-pianakaviana, voakapa famaky ny lohany. Nentin’ireo jiolahy nataony takalonaina kosa ramatao vadiny, Housna Ramjanaly. Nentin’ireo jiolahy […]