![]()
Tontosa, ny asabotsy lasa teo, ny fivoriambe teo anivon’ny AMMS (Association malgache des médecine du sport), nifidianana ihany koa ny filoha hitantana ny fikambanana sy ireo mpiara-miasa aminy. Mahakasika izany, voafidy tamin’ny tsanga-tanana ny kandidà tokana, ny Dr Randriamiarisoa Ny Aina Andrianantenaina, hitantana ny fikambanana mandritra ny efatra taona manaraka. Mpikambana miisa 40 amin’ny 47 […]