![]()
Iza no hisalotra ny anaram-boninahitra “Mpanakanton’ny taona 2018”? Ho fantatra mandritra ny lanonana makotrokotroka, hotontosaina ny 2 febroary izao io. Samy miandry ny vokatra ny mpanakanto sy ny mpankafy… Nampahafantarin’ny tompon’andraikitry ny onjam-peo RDJ omaly, tetsy amin’ny Skate Park Antanimena, fa mizotra soa aman-tsara ny fifidianana isan-tsokajy, ho an’ireo notsongaina hifaninanana anatin’ny “RDJ Mozika 2018”. […]