Quantcast
Channel: Newsmada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 70716

Fanatanterahana ny IEM: manohana ny fihariana madinika ny kandidà Rajoelina

$
0
0
Tsy ny asa sosialy ihany. Manohana ny sehatry ny fihariana madinika mba ho lasa goavana sy ho lehibe eto amin’ny firenena ny kandidà Rajoelina ary tsy miandry azy ho voafidy izany. Nidina ifotony teny Soavinarivo, Ambatolampy Tsimahafotsy ny mpanorina ny IEM, omaly nitondra fanohanana sy fanampiana an-dRakotondrabary Sitrakiniana Vazosoa, mivady nisehatra teo amin’ny famokarana fromazy. […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 70716

Trending Articles