Quantcast
Channel: Newsmada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 70548

Galerie Argentic, mozea Quai Branly: mitohy ny fampirantian’i Pierrot Men

$
0
0
Feno ny fandaharam-potoana, hatramin’ny fiandohan’ny taona 2019, ho an’i Pierrot Men, mpanakanto malagasy, fanta-daza amin’ny saripika, indrindra ny sary miloko mainty sy fotsy. Rehefa avy any Tonizia, tany amin’ny « Festival » iraisam-pirenena momba ny saripika, ny volana jona teo, hampiranty ao amin’ny Galerie Argentic izy, ny 13 septambra hatramin’ny asabotsy 20 oktobra. Azo lazaina ho « andran-tsira » […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 70548

Trending Articles