![]()
Mazava ny teny filamatra: « Areno firenena ». Nanambara ny filatsahan-kofidiny ho filoham-pirenena, tetsy Analakely, omaly, ny profesora Rajaonson Eric. Anisan’ny nitondrany fanazavana ny antony nilatsahany. “Handray andraikitra ny tenanay manoloana ny tsy rariny, ny fanamparam-pahefana, ny tsy fanajana lalàna eto amin’ny firenena sy ny nanaovan’ny politika ny firenentsika ho tahaka izao. Tsy mendrika antsika izao zava-misy […]