![]()
Sesilany ny lozam-pifamoivoizana. Taorian’ilay tany Arivonimamo, ny alatsinainy teo, sy ny tany Andriba, afakomaly, mpandeha telo indray, omaly no namoy ny ainy, vokatry ny fifandonan’ny kamiao iray sy taksiborosy Mazda, tao Ankoroka Ambohimahasoa. Taksiborosy Mazda iray nifandona tamin’ny kamiao tany Ankoroka Ambohimahasoa, omaly antoandro, ka nahafatesana olona telo. Vehivavy iray sy lehilahy roa ireo namoy […]