![]()
Naratra i Mitchou ao amin’ny tarika ry Kala Vazo vokatry ny fanafihan-jiolahy miisa dimy rehefa avy nanao « cabaret » teny Isoraka, ny alahady maraina teo. Efa nandrasan’ireo teo am-pidirana ny fiara izy ireo… Nodarohin’ireo jiolahy ity mpanakanto ity ka naratra, saingy tsy naninona izy fa avotra soa aman-tsara. Lasan’ireo olon-dratsy kosa ny volan’izy ireo niaraka tamin’ny […]