![]()
Nitombo ny trangana herisetra ara-tsaina (ompa, fanambaniana samihafa…) mianjady amin’ny mpianatra any an-dakilasy rehefa nambara fa voararan’ny lalàna mihatra eto Madagasikara ny fanaovan herisetra ara-batana amin’ny ankizy, nanomboka ny taona 1996, araka ny vokatry ny fanadihadiana nasionaly natao momba ny herisetra atao amin’ny ankizy niarahana tamin’ny birao iraisam-pirenena momba ny zon’ny ankizy (BIDE) sy ny […]