Quantcast
Channel: Newsmada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 70548

Hevitra mandalo ; Resaky ny mpitsimpona akotry : fanamby fanomezana toky Lokaloka fanaovana zavona

$
0
0
Napetraka ny tanjona fanatratran’ny tarehimarika 10 taprisa eo amin’ny isan’ny olona voasoratra ao anatin’ny lisitry ny mpifidy. Kajy ahoana sy ahoana moa no tena iankinan’ny fametrahana an’io faritra io ? Inona sy inona moa ny ezaka ho entina ahatongavana eo amin’izany tanjona izany ? Azo heverina fa niainga avy amin’ny vinavina ihany ny famaritana, ny […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 70548

Trending Articles