Quantcast
Channel: Newsmada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 70605

Hevitra mandalo ;Resaky ny mpitsimpona akotry : tetika maizina mitarika ady maloto

$
0
0
Tsy fikasana hanao asa mahasoa no ezaka ifaninanan’ireo manomana ny filatsahany amin’ny fifidianana ho Filoham-pirenena izay hifampikatrohana raha afaka 12 volana, izany hoe amin’ny faran’ny taona ho avy izao. Eto am-piandohana tsara soritana fa amin’ny maha masina ny adidy iandraiketana eo amin’izany toerana kandranina izany dia rariny ny fiomanan-tena mialoha, noho ny halehiben’ny sedra ilaina […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 70605