![]()
Efa manomboka hita taratra ny ekipa mety hahazo ny laharana voalohany, eo amin’ny lalao mandroso, amin’ny «Poule des As », hiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, taranja baolina kitra. Mitarika vonjimaika ny Cnaps Sport Itasy. Ny Cnaps Sport Itasy irery, no hany nahazo fandresena, teo amin’ny andro faharoa amin’ny lalao mandroso, hiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara […]